artista - princio lyrics
efa ito aho ry dada sy neny fa tonga hiverina ato an-trano indray
fa nitsoaka tary amin’ilay kalakely fa nampijaliany nataony mahamay
toa tsy ho raikitra indray ho’aho ilay fanambadiana nomankomanina hatramin’izay
fa ny toe-tsain’ilay fianakaviana tena mahasosotra be tsy milay
fa ilay bofin-drasipa
ohatry ny efa mivika
tena be kritika
sady toa m-n-lika
fa dia hoe tsisy fika
raha vadina mpanao mozika
fa ny aty amintsika
izay mianatra be no tafita
toa tsy fantany fa ny tantsaha, toa tsy kobony fa ny dj
mety ho lasa prezidà tafiakatra toerana henjana be
ary dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina (fa ny bofin’ity sipa ity ohatry ny efa mivika)
ary dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina (sady toa be kritika no toa m-n-lika)
ary dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina (sady mi-sous-estime mpanao mozika)
ary dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina (tena madama mivika no sady masiaka)
efa ito aho ry dada sy neny fa tonga hiverina ato an-trano indray
fa nitsoaka tary amin’ilay kalakely fa nampijaliany nataony mahamay
toa tsy ho raikitra indray ho’aho ilay fanambadiana nomankomanina hatramin’izay
fa ny toe-tsain’ilay fianakaviana tena mahasosotra be tsy milay
fa ny dadan’ikala
ohatry ny olona adala
toa tsy misalasala
avy dia mankahala
fa hoe tsy mahavelona tsara
ny mitendry gitara
ka tsy poinsa raha musicien
no hanambady an’ts
tsy aleo manambady magistrat na ohatra hoe avocat
na manam-pahaizana tena crack na cadre be amin’ny banky
fa hoe dokotera na dentiste fa tsy hoe manambady artista
tsy fantany fa ny tantsaha, tsy kobony fa ny dj
mety ho lasa prezidà tafakatra toerana henjana be
fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina
fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina
fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina
fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina
toa tsy fantany fa ny tantsaha possible ho miliaridera ho’aho (fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina)
toa tsy kobony fa ny dj mety efa ho tafiakatra lavitra be (fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina)
izay miketrika sady mahasahy possible ho lebany be ry zalahy (fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina)
fa nahoana ny bandy artiste no eritreretinareo fa dia gisitra e (fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina)
fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina
fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina
fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina
fa dia tsy hay e, izay mety hiseho eo maraina
toa tsy fantany fa ny tantsaha possible ho miliardera ho’aho
toa tsy kobony fa ny dj dia mety ho tafiakatra lavitra be
izay miketrika sady mahasahy possible ho lebany be ry zalahy
fa nahoana ny bandy artiste no eritreretinareo fa dia gisitra e
Random Song Lyrics :
- there will be one day - cheri keaggy lyrics
- i'm here - kai (band) lyrics
- kā tevi sauc? - zelta kniede lyrics
- cida (part. xamã) - agnes nunes lyrics
- stardust - the jive bombers lyrics
- close - nunnabove lyrics
- ne bántsd a fiút - pokolgép lyrics
- j'ai inventé la scie sauteuse - vincent baguian lyrics
- best ever - steve hem lyrics
- running up the stairs - leo kottke lyrics