tanalahy ny foko - mahaleo lyrics
izay mena valala
izay tiana malala
nefa ianao raha te*hiala
dia aza misalasala
hatrizay ianao
no tompon’ny safidy
izay tianao no natao
satria anao ny didy
nefa t*n*lahy ny foko, mahay miova loko
nefa t*n*lahy ny foko, mahay miova loko
raha ny tany malemy
azo anorenam*pangady
feno eny rehetra eny
f’izaho no tsy te*hitady
nefa raha tianao izany
dia sahiko ny milaza
f’izao dia izao ihany aho
hahita ny sahaza
satria t*n*lahy ny foko, mahay miova loko
satria t*n*lahy ny foko, mahay miova loko
tsy ny masoandro matory
no hahafoana ny taratra
ny volana koa anie boribory
mirehitra fatratra
ianao no handeha
soava dia, mahereza
ny tia ahy be dia be
be ny mpitady seza
satria t*n*lahy ny foko, mahay miova loko
satria t*n*lahy ny foko, mahay miova loko
nefa aza manantena
f’izaho no hitomany
na hiantso hoe miverena
nofinofy izany
fa fanajana anao
no nampipetraka ahy
ianao indray no te*handao
oay, soa ihany lahy
tretrika, tretrika ny foko, hahazo hiova loko
tretrika, tretrika ny foko, hahazo hiova loko
Random Song Lyrics :
- da varese a quel paese - dente lyrics
- my type of party remix - dom kennedy lyrics
- bang bang - prof. k lyrics
- dr. rock - chris thompson lyrics
- rainbow drip - jasin blanco lyrics
- sad prince - lil de clique lyrics
- i'm not a pervert - austrian death machine lyrics
- luulosairas - wigwam lyrics
- tage wie diese (an tagen wie diesen) - an tagen wie diesen lyrics
- everyone that he looks like - lil b lyrics