ny tena fitia - mahaleo lyrics
n’inona nanjo
na tojo ny mafy na nambiny njava-tsoa
na faly na maloka ny fo
ianao tsy lavitra fa teo anilako
ny masonao no ahitako
ny tongotrao no mahalala ny lalana hombako
izay taratrao no fahazavako
ny fo tsika mitempo mifamaly tony lamako
fiv: izany kia ny fitia, fitia tena fitia
iray aina, iray safidy
izany kia ny fitia, zay tiako no tia ndry
mizara ny mamy, mangidy
voa tsongo ianao,izao no marary
hosa ianao izao no tsy zarizary
sanatria tsy hifanary
toa rano sy vary
izay telinao no ho lalaiko
izay sitrakao ho no mampandry ny saiko
izay babinao de ho zakaiko
izay mihantra aminao no mihantraika aminy aiko
tanana-kavy sy havanana
na mora na sarotra hiarahana manana
ny mafy hifanohanana
na be na kely hifanapahana
fiv:izany kia ny fitia, fitia tena fitia
iray aina, iray safidy
izany kia ny fitia, zay tiako no tia ndry
mizara ny mamy, mangidy
voa tsongo ianao,izao no marary
hosa ianao izao no tsy zarizary
sanatria tsy hifanary
Random Song Lyrics :
- bad bitch hunna based freestyle - lil b lyrics
- fuck lil xan - slim bean and the lettuce man lyrics
- prefontaine - madchild lyrics
- 911 - jimmy sandra lyrics
- kahit 'di mo sabihin - juris lyrics
- pakkottiglia - cool caddish lyrics
- everything you ever wanted - the friday night boys lyrics
- ballers (remix) - project pat lyrics
- witches burning - electric six lyrics
- effetto kush - cool caddish lyrics