
lekaoma - lolo sy ny tariny lyrics
Loading...
lekaoma
(tonga tamin’ny botry i lekaoma
tonga tamin’ny botry tonga omaly hariva)2 fois
(tsy mba natory i lekoma
tsy nahitatory tanaty lakly)2 fois
he!he!he!he!
he!he!he!he!
ref:
mitady ravinahitra any izy
fa tsy velona tany antanindrazany
mitady ravinahitra any izy
lasa lavitra ny tanindrazany
tany djaoudji efa saika tafita
fa (maty ali swaili)2
(indro comores niverina
niverina ho colonie)2
(tany mahajanga i lekoma
tany mahajanga nivaro-mahogo)2
(rehefa hariva i lekaoma
miandry tanàna tanànam-bazaha)2
he!he!he!he!
he!he!he!he!
ref:
(rehefa zoma i lekoma
lasa mamonjy mamonjy mosqué)2
(mivavaka mafy i lekoma
mivavaka mafy ho an’ny fianakaviany)2
he!he!he!he!
he!he!he!he!
Random Song Lyrics :
- i remember - sarah quartel lyrics
- i'am computer - bomzayga lyrics
- without a master - sender of nightmares lyrics
- no alla tessera del tifoso - pensie dalle popo lyrics
- groupie girl - opal butterfly lyrics
- muah - adi nowak lyrics
- mravce - marko damian lyrics
- odmienne stany moralności - 100flow lyrics
- more to you - as december falls lyrics
- i've gotta be me - ella fitzgerald lyrics