aza tsahoan'ialahy - lolo sy ny tariny lyrics
ilay ankajo fotsy
tsy nanaovanao
raha tsy andro alahady
iny indray izao no
nampitafiana anao
sanatria toa hanambady
kanefa anie
nitoetra anaty rahona any a
izaho re
tavela irery eto an tany
mitomany malahelo
migoka ranomaso
o!o!o!o
voninkazo kely
eo an-tratranao
raozy kely sarobidy
toa any….
saika nomeko anao
raha toa isika roa mivady
indrisy re
fa ny alahelo anao sisa
ho tonga eo
hameno ora maro isa
mandra-pahatongako
eny ankaikinao
o!o!o!o
volana tantely
rakotra hafanana
no mba hany anjaranao
ny fitiavatsika
tsy nisy nahalala
vao mba tonga dia nandao
oviana moa
ianao mihazakazaka
raha vao nahita avy any lavitra any
oviana koa
ianao niteny moramora ahy
handao isika hivady
nataoko ho vazivazy
o!o!o!o
indro ianao matory
mandry fahizay
tsy mihaino ahy intsony
voninkazo kely
saika mba haniry
kanjo tonga ny havandra a
Random Song Lyrics :
- first day back - emanuel and phillip hudson lyrics
- wait - binary star lyrics
- mailbox baseball - hail mary mallon lyrics
- chop my money (remix) - p-square lyrics
- herpes on my lip - tyler, the creator lyrics
- mi casa - noyz narcos lyrics
- put a cap in yo dome - boy froot lyrics
- yellow house - softengine lyrics
- flat of angels part 2 - benedict cumberbatch lyrics
- ahora quieren - bad gyal lyrics