
malala a! - d'yem groupe lyrics
malala a! ndehana ianao hiondikodina
any
andramo izay mba hitanao fa mamy e
fa izaho miandry eto ihany
malala o! raha sipa no mampiasa saina anao
toy izao
aleo fa hitadiavako ianao
na tsapako fa mafy aza “iaretako”
fa ny tsikinao no fahafinaretako…
ouh! ouh! ouh! fahafinaretako
na haditra fara-tampony aza ianao
hampijaly ahy isan’andro izao
mbola tsy mampaninona ra izany e!
fomba ihany hoy aho ny ahy ilay mitomany
na hisotro na hifoka ianao, hidaina?
izay rehetra ataonao tsy hiasako saina!!
ny hany zavatra angatahiko malala a!
” foko tia anao asio fanajana”
cheri a!! nandalo teo ilay ankizinao iny!
izy kosa aloha tsy ratsy e!
nampalahelo ahy izy hiveri-maina fotsiny dia nalefako taxi
malala a! raha sanatria ianao voadonan’ny fitia
tsy handatsa anao akory ny aty
aza miandry ny taona hitsingerina
fa aty amiko ny lalana miverina
ouh ouh!! aty miverina!!!!
na haditra fara-tampony aza ianao
hampijaly ahy isan’andro izao
mbola tsy mampaninona raha izany e!
fomba ihany hoy aho ny ahy ilay mitomany
na hisotro na hifoka ianao, hidaina?
izay rehetra ataonao tsy hiasako saina!!
ny hany zavatra angatahiko malala a!
” foko tia anao asio fanajana”
malala a! mba hira fotsiny iny sangisangy!!
raha izany aloha no misy mapamangy e!!
izaho tsy handany andro manafay
avy hatrany ianao dia… barakay
tonony sy feony: skual rakotonirina
Random Song Lyrics :
- 1322/rainbow - pyramid vritra & tyler major lyrics
- give the world to you - emilio rojas lyrics
- en temps de guerre - mysa lyrics
- light - buckethead lyrics
- m.f.t.m. - azoh lyrics
- for the team - juice wrld lyrics
- taximann - marius müller-westernhagen lyrics
- rosegarden - frida gold lyrics
- 처음 하는 말 (the first word) - song yu vin (myteen) lyrics
- guap - mazz lyrics