hafatra - behind the twelves lyrics
[verse 1]
olona iray izay nahababo ny fo
fihetsika iray miraikitra ao andoha
nitsiky ianao tamin’izay
ka namiratra avokoa
ny tontolo manodidina ahy
feno hazavana ihany koa
[verse 2]
nijanona kely izao tontolo izao
variana satria tsisy hatsarana ohatr’izany
tadidiko foana hatramin’izao
izay fotoana izay
na minitra vitsy ihany izy izay
raikitra am*po mandrakizay
[chorus]
ka tiako re raha mba tonga any aminy ity hafatra
ka indray andro any mba ho ahy ianao
[verse 3]
hira iray izay nosoratako ho anao
fo izay mitempo ezahana toniana izao
mahatsiaro anao vao mamiratra
ilay tsikinao no mba hitako
vao mikipy kely izato maso
no iriako hahita anao atsy ho atsy
[chorus]
ka tiako re raha mba tonga any aminy ity hafatra
ka tsapany re fa misy olona any vonona
ny hitia sy hampiadana, hiaino sy hizara hamamiana
nefa tsy maninona na tsy ho ahy
Random Song Lyrics :
- nouns (it’s all good) - nobody likes you pat lyrics
- kako je kod vas - vedran istina lyrics
- tonight, tonight, tonight (12" version) - genesis lyrics
- 1 step - z8 lyrics
- who am i ¿ - verndolla$ lyrics
- libro - jeremy g & catalyna lyrics
- реалист (realist) - нимах (nimakh) lyrics
- moment upushen - новл (nnv1l) lyrics
- e de la bani - rava lyrics
- lençol dobrado (ao vivo) - joão neto & frederico lyrics