
lalam-baovao - ampifitia lyrics
andriamanitra ô ilaiko
mbola hitantana sy hibaiko
ny androm-piainako ianao
ka hifaly ny ati-foko
fa voakosoka ny hadisoako
nohon’ny herim-pitiavanao
‘zay rehetra fahotako
lalan-diso sy ny adalàko
indro fa nosakananao
ka endrey…fa lalam-baovao
nomenao ahy mpanomponao
ka misaotra e!
ref : manao rodobe ny fakam-panahy
‘zay mandambolambo misarika ahy
aketsy sy akeroa. tsia!
misakambikambina ilay satana
ka mandrotsirotsy manatamana
kanefa tsy nahavoa. o! o! o!
satria ny herinao ray tsitoha
no he nampitraka sy nampifoha
ka ataoko rehereha! rehareha!
ka ny asanao ry fanahy
no efa namonjy, nanavotra ahy
ka misaotra e!
Random Song Lyrics :
- don't look back - blueprint lyrics
- incierta realidad - azrael lyrics
- better - vic august lyrics
- взять (take) - lildrughill lyrics
- je fume - brigitte fontaine lyrics
- rompe con el dembow - uroyan lyrics
- in love w my - iluvsage lyrics
- trophies - theliberator lyrics
- se nos fue de las manos - falsalarma lyrics
- deep - eye-c lyrics